
RNA Sava102 FM
102.0 FM
Ny momba ahy
Ny radio RNA (Radio Ny Antsika) dia hita ao amin'ny mari-drefy 95.2 mhz eto Antananarivo madagasikara, ary any amin'ny faritra Antalaha sy Sava (102 Mhz). Onjam-peo afaka henoina mivantana maimaim-poana ao anaty tranonkala ny "OnlineRadioBox.com" . Radio izay mampifandray ny besinimaro ary miompana betsaka amin'ny dokambarotra maro samihafa sy ny vaovaom-paritra, ny vaovao maneran-tany ary ireo mozika maro sy gadona isan-karazany twitter: https://liveonlineradio.net/radio-rna